# Lemoela Anaran-dehilahy izany. Adikao araka ny ao amin'ny 31:1 io. # izay efa voadidy Ireo mety ho heviny dia 1) "Izay nandidian'Andriamanitra" na 2) "izay nandidian'ny mpanjaka tenany" # hamadika "manova" na "mampiolakolaka" na "mandà"