# Agora ... Jake ... Itiela ... Okala Anaran-dehilahy ireo. # Agora zanak'i Jake Zanak'i Jake ara-bakiteny io, fa tsy zafiny akory. # Itiela io lehilahy io, tamin'i Itiela sy Okala "tamin'i Itiela—izany hoe, tamin'i Itiela sy Okala" # tokoa "Azo antoka fa" na "Tsy misy fisalasalana fa" # tsy manana ny fahazavan-tsain'ny olombelona aho Ny anarana hoe "fahazavan-tsaina" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "Tsy mahatakatra na inona na inona araka izay tokony hahatakaran'ny olombelo izany aho" # na manana ny fahalalana ilay Iray Masina Ny anarana hoe "fahalalana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "na tena mahafantatra na inona na inona momba ilay Iray Masina"