# manamafy ny hatony "manohitra fananara" # ho rava ao anatin'ny fotoana fohy Io dia azo atao hoe DH: "Ho potehin'Andriamanitra tampoka izy" # tsy misy fanasitranana "ary tsy hisy afaka hanasitrana azy." Ny faharariana dia sarinteny ilazana izay mety ho toe-javatra ratsy rehetra. DH: "ary tsy hisy afaka hanampy azy" # misento ny olona Mamoaka fofonaina ela sady mafy ny olona mba hampisehoana fa reraka sy malahelo. DH: "ho reraka sady malahelo ny olona"