# Fampifandraisana ny Foto-kevitra: Ny andininy faha 26 sy 27 dia mifanaraka ho ohabolana iray amin'ny andininy faha 23 ka hatramin'ny 25 . # Ireo zanak'ondry ireo no hanome ny fitafianao Ny fampahafantarana ambadik'izany dia hoe azo ampiasaina hanamboarana fitafiana ilay volon'ondry. DH: "Ny volon'ilay ondry no hanome fitafiana anao" # ireo osy no hanome ny saran'ny saha Ny fampahafantarana ambadik'izany dia ho ampy hividianana saha ny vola azo tamin'ny fivarotana ireo osy. DH: "ny fivarotana ny osinao no hanome ny vidin'ny saha" # ho an'ny tokantranonao "ho an'ny fianakavianao manontolo" # sakafo ho an'ny mpanomponao vavy Ny fampahafantarana ambadik'izany dia hisy rononon'osy ampy hamahanana ny mpanompo vavy koa eo. DH: "dia hisy rononon'osy hamahanana ny mpanompo vavinao" # sakafo "hanina"