# fon'ny olona Eto dia eritreritry ny olona no dikan'izany. DH: "izay eritreretin'ny olona" # Fandringanana Anarana izay midika hoe "mpamotika" io. DH: "Ny Mpamotika" # afapo "voky" # mason'ny olona Eto ny hoe "mason'ny olona" dia midika hoe fanirian'ny olona izay hitan'ny masony. DH: "ny fanirian'ny olona"