# Ny olona izay nihinana mandra-pahavoky "Ny olona izay afa-po" na "Ny olona izay nihinana izay ampy hahavoky azy" # mandà na dia ny tohon-tantely aza Ny tohon-tantely dia mampitsiriritra raha ny tena izy, saingy tsy ho an'ny olona izay efa nihinana izay ampy hahavoky azy. # mamy ny zava-mangidy rehetra "mamy izay rehetra mangidy tsiro" # Toy ny vorona izay mirenireny miala amin'ny akaniny ny olona izay maniasia miala amin'ny fonenany Ny teny hoe "mirenireny" sy "maniasia" dia mitovy hevitra eto amin'ity andininy ity.