# Toy ny alika miverina amin'ny loany "Tahaka fihinanan'ny alika ny loany ihany" # Mahita olona hendry eo imasony ihany ve ianao? Ity fanontaniana ity dia entina hampisainana ny mpamaky ny amin'ny olona izay hendry eo imasony ihany. Ny andian-teny hoe "hendry eo imasony ihany" dia midika hoe "mihevi-tena ho hendry," ary eto ny hevitra ambadik'izany dia tsy tena hendry io olona io. DH: "Hevero ny olona izay mihevi-tena ho hendry kanefa tsy izany" # Ny adala misy antenaina kokoa noho ny aminy "Mety ho mora hendry kokoa noho izy ny adala"