# Toy ny tongotry ... ny ohabolana ao am-bavan'ny adala Azo averina arafitra ireo andian-teny ireo. DH: "Ny ohabolana eo am-bavan'ny adala dia tahaka ny tongotry ny mararin'ny paralysisa izay miraviravy" na "Ny ohabolana eo am-bavan'ny adala dia tsy misy ilàna azy tahaka ny tongotry ny mararin'ny paralysisa izay miraviravy" # mararin'ny paralysisa olona izay tsy afa-mihetsika na mahatsapa ny ratsam-batany manontolo # ao am-bavan'ny adala "amin'ny tenin'ny adala" na "izay lazain'ny adala" # mamatotra vato amin'ny antsamotady Mba hanipazana vato lavitra dia lavitra dia apetraky ny olona ao anaty antsamotady izany ary ahodikodiny mba hisidina avy amin'izany haingana dia haingana ilay vato. Ny vokatry ny famatorana vato eo amin'ny antsamotady dia azo ambara mazava. DH: "mamatotra vato eo amin'ny antsamotady mba tsy ho azo atsipy izany" # manome voninahitra ny adala "fanajana ny adala"