# ny raharahanao "ny adinao" # aza mamoaka ny tsiambaratelon'ny hafa "aza mizara ny tsiambaratelon'ny namanao amin'ny olon-kafa" # sy tatitra ratsy momba anao ilay naheno anao ka tsy ho laitra ampanginina Eto ny "tatitra ratsy" dia entina ilazana ny zavatra mampidi-doza izay ho lazain'ilay olona amin'ny hafa. Ny andian-teny hoe "tsy ho laitra ampanginina" dia azo atao hoe DH: "ary tsy ho afaka ny hisakana azy tsy hilaza zavatra mampidi-doza momba anao amin'ny hafa ianao" na "ary hilaza zava-dratsy momba anao amin'ny olona izy ary tsy mba hanana laza tsara intsony ianao"