# ny manafin-javatra "mitana ny zavatra sasany ho tsiambaratelo" # fa ny ... voninahitry Azo fenoina eto ny teny latsaka. DH: "fa izao no voninahitry" # mitady izany "mizaha raharaha iray" na "mitady ireo zavatra izay nafenin'Andriamanitra" # ahaka ny maha-an'ny avo ny lanitra sy ny maha-an'ny lalina ny tany, no maha-tsy takatry ny saina ny fon'ireo mpanjaka Ny fon'ny mpanjaka dia ampitahaina amin'ny haben'ny lanitra sy ny tany. DH: "Tahaka ny tsy fahafahan'iza na iza mandrefy ny hahavon'ny lanitra sy ny halalin'ny tany, dia tahaka izany koa no tsy fahafahan'iza na iza mahatakatra ny fon'ny mpanjaka" # lanitra Maneho izay rehetra hitantsika ambonin'ny tany izany, ao anatin'izany ny masoandro, ny volana, ary ny kintana.