# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # tsy ho foana ny fanantenanao Ireo mety hoe heviny dia 1) DH: "tsy misy hanafoana ny fanantenanao" na 2) io dia fanalefahan-kevitra izay azo adika hoe DH: "hitohy hatrany ny fanantenanao"