# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # fahizay efa tena tranainy # fefy vato vato lehibe izay mampiseho hoe aiza no faran'ny tanin'ny olona iray ary aiza no manomboka ny an'ny iray hafa # razanareo razambenareo # Mahita olona kinga amin'ny asany ve ianao? Amin'ny tena izy dia didy io fanontaniana fampisainana io. DH: "Eritrereto ny olona iray izay havanana amin'ny asany" # Hitsangana eo anoloan'ireo manompo, tonga mpanompo. Tena hanambony azy tokoa ireo mpanjaka sy olona ambony hafa ka hampiasa ny fanampiany.