# mofo azo amin'ny fitaka Io dia azo atao hoe DH: "Ny mofo azon'ny olona tamin'ny fitaka" # amin'ny fitaka Ny teny hoe "fitaka" dia azo atao amin'ny endrika matoanteny. DH: "amin'ny famitahana olona" # mofo Eto ny "mofo" dia maneho ny sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "Sakafo" # Mamy "mamy ny tsirony" # saingy rehefa afaka izany dia ho feno vatokely ny vavany Ny sakafo tsy tsara tsiro dia resahina toy ny hoe tena feno vatokely ny vava fa tsy hanina. DH: "saingy aorin'izany dia tahaka ny vatokely ny tsirony ao am-bavany" na "fa vetivety dia tahaka ny fasika ny tsirony ao am-bavany" # vatokely poti-bato madinika # Ireo paika dia voalamin'ny torohevitra Io dia azo atao hoe DH: "Manao paika mifototra amin'ny torohevitra ny olona"