# Iza no afaka miteny hoe: "Efa nihazona ny foko hadio aho; afaka amin'ireo otako ve aho"? Ny valinteny ambadik'io fanontaniana io dia hoe "Tsy misy afaka milaza izany." Io fanontaniana fampisainana io dia azo atao amin'ny endrika fanambarana an-tsoratra. DH: "Tsy misy afaka milaza fa madio ny fony ary afaka amin'ny fahotany izy" # ny foko Eto dia amin'ny "fony" no iresahana ny olona iray mba hanindriana ny amin'ny eritreriny sy ny faniriany. DH: "ny tenako" # hadio Ny olona izay raisin'Andriamanitra ho azo ekena ara-panahy dia resahina toy ny hoe madio ara-batana ilay olona. # afaka amin'ireo otako ve aho "tsy misy fahotana aho" na "tsy nanota aho"