# Ny vavolombelona sandoka dia tsy ho afa-maina Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 19:5 io andian-teny io. DH: "Ho faizina tokoa ny vavolombelona sandoka" # mamoaka lainga Ity hevitra ambadika ity dia mampiasa ny hoe "mamoaka" dia entina ilazana ny fandaingana tsy tapaka. Jereo ny fomba nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 6:17. DH: "mandainga tsy tapaka" # harena mahafinaritra fanana harena sy fahafinaretana # mainka fa ny hanapahan'ny andevo Azo ampiana eto ny teny banga. DH: "vao mainka tsy mety kokoa ho an'ny andevo: na "vao mainka ratsy ho an'ny andevo"