# Ny fahafatesana sy aina dia fehezin'ny lela Io dia azo atao hoe DH: "Afaka mitondra mankany amin'ny fiainana na ny fahatesana ny lela" na "izay lazain'ny olona dia mety hitondra ho any amin'ny fiainana na fahafatesana" # ny lela ... tia ny lela Eto ny "lela" dia entina ilazana ny teny. DH: "amin'izay lazain'ny olona ... tia fitenenana" # hihinana ny vokany Ny olona mandray ny voka-dratsin'izay lazainy dia resahina toy ny hoe vokatra izay raisiny ireo voka-dratsy ireo. DH: "handray ny voka-dratsiny"