# Izay voalohany "Izay 1." Etina ilazana ny olona voalohany manao zavatra iray io. DH: "Ny olona voalohany" # manasaraka ireo mpifanandrina mahery Entina ilazana ny olona izay miady mafy manoloana ny fifandirana iray io. Rehefa misaraka izy ireo, dia tsy miady mahakasika ny fifandirany intsony. DH: "ary mahatonga ny mpifanandrina hitsahatra tsy hiady mahakasika ny fifandirany"