# Ny zanaka adala dia alahelo ho an'ny rainy Ny zanaka izay mahatonga ny rainy halahelo dia resahina toy ny hoe ilay zanaka mihitsy no "alahelo." DH: "Ny zanaka adala mitondra alahelo amin'ny rainy" # Ny zanaka adala ... fangidiana ho an'ny vehivavy Ny zanaka izany mahatonga fangidiana amin'ny reniny dia resahina toy ny hoe ilay zanaka mihitsy no "fangidiana." DH: "Ny zanaka adala ... mitondra fangidiana ho an-dreniny" # fangidiana fanaitainana ara-pihetseham-po, alahelo # tsy tsara mihitsy ... na Io fanambarana io dia azo atao hoe DH: "tsy mety foana ny ... ary ratsy ny" # ny olo-marina Ny mety ho dikany hafa dia "ny olona tsy manan-tsiny," izay rehetra nampangaina nohon'ny heloka izay tsy nataony. # mikapoka mamely mafy # izay manana fahitsiana Ny teny hoe "fahitsiana" dia azo lazaina amin'ny mpamari-toetra hoe "marina." DH: "izay marina"