# mangingina Eto ny hoe "mangingina" dia entina ilazana ny "fiadanana." DH: "manam-piadanana" # trano feno hanina misy fifandirana Misy teny tsy ampy eto; azo ampiana hoe "manana." DH: "toy izay ao amin'ny trano feno hanina izay misy fifandirana"