# izay mandray ny fanitsiana Ny teny hoe "fanitsiana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "izay mianatra rehefa misy manitsy azy" # no malina "no hendry" # fidiram-bolan'ny ratsy fanahy manome fahoriana azy Ny teny hoe "fidiram-bola" dia azo adika amin'ny andian-teny matoanteny. DH: "ny harena izay azon'ny olona ratsy fanahy manome"