# bado "tsy manan-traikefa" na "tsy matotra" # ireo diany Eto ny hevitry ny dian-tongotra dia maneho ny toetran'ny olona iray. DH: "ny asany" # miala amin'ny ratsy Eto ny ratsy dia resahina toy ny hoe toerana. DH: "miala amin'ny fanaovan-dratsy" # mandà fampitandremana amin-toky "tsy miraharaha amin-kasahiana"