# Toy ny vinaingitra eo amin'ny nify ary setroka eo amin'ny maso, dia mba toy izany koa ny malaina amin'izay maniraka azy Ny "vinaigitra" sy ny "setroka" dia entina ilazana ny zavatra izay mamely ny nify sy ny mason'ny olona. DH: "Ny fanirahana olona kamo mba hanatanteraka asa iray dia manirikiry sady mahasosotra" # vinaingitra rano maharikivy ampiasaina mba hanome tsiro na hitehirizana sakafo # taonan'ny mpanao ratsy Ny "taona" dia maneho ny fotoana iainan'ny olona iray. DH: "ny androm-piainan'ny olon-dratsy"