# hahavoa handresy olona iray # Ny ratsy fanahy dia toy ny tafio-drivotra Tahaka ny fahatongavan'ny tafiotra ka mifaoka ny zava-drehetra no hanjavonan'ny olona ratsy fanahy. # fototra izay maharitra mandrakizay Ny "fototra" dia maneho fiorenana na fiantombohan'ny zavatra iray izay aorin'ny olona. DH: "fiandohan'ny zavatra iray izay maharitra mandrakizay"