# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Andininy maro ato amin'ny Toko faha 10 no fifanindriana andalana izay mifanohitra. # Ohabolan'i Solomona Taorian'ny fampidiran'ny Toko 1-9, ny Toko fa 10 dia manomboka ny fanangonana ireo ohabolana; fiteny fohifohy izay mampianatra fahendrena. # nangonina azo rehefa nandeha ny fotoana # Tsy avelan'i Yaveh ho noana ny fanahin'ny olo-marina Eto ny "fanahy" dia maneho ilay olona. Io dia azo atao amin'ny endrika tsy misy fanoherana. DH: "Ataon'i Yaveh azo antoka fa ireo izay manao ny tsara dia manana hanin-kohanina"