# Efa teraka aho ... Efa teo aho Ny Fahendrena miresaka momba azy ihany io. # teraka aho "velona aho" # nametraka Ny fametrahana zavatra dia mahatonga zavatra iray hoe eo amin'ny fototra marina. DH: "nahary" na "nanao" # Izy nanoritra boribory tany amin'ny faritry ny lalina Entina ilazana ny fametrahana fetra ahafahan'ny olona iray ao anaty sambo eny an-dranomasina mahita ny manodidina azy io. DH: "rehefa nomarihiny teo amin'ny faritry ny ranomasim-be izay farany lavitra mety hahitan'ny olona eny an-dranomasina ny lalana rehetra" # ny lalina "ny ranomasim-be"