# Izay "ny olona" na "Ny lehilahy" # mendrika azy "ny famaizana mifanaraka amin'izay nataony" # fahafaham-barakany Mampiasa ny teny hoe "fahafaham-baraka" io hevitra ambadika io mba entina ilazana ny fahatsapan'ilay manao zavatra amin'ny fomba mahamenatra. DH: "ny fahatsiarovana ny asa mahamenatra ataony" # tsy ho voafafa Mampiasa ny teny hoe "tsy ho voafafa" io hevitra ambadika io mba entina ilazana ny maha-eo an'izany foana. DH: "hitoetra hatrany"