# ankatoavy ny didin-drainao ... aza mahafoy ny fananaran-dreninao Amin'ny lafiny iray dia mitovy hevitra ireo andian-teny roa ireo. Amin'ny lafiny iray hafa, ilay fanindriana ny hoe "ray" sy "reny"miverimberina dia mampiditra ny vehivavy ao amin'ny dingan'ny fampianarana-fianarana amin'ny fomba mazava. # aza mahafoy ny fananaran-dreninao Mampiasa ny teny fandrarana hoe "aza mahafoy" io hevitra ambadika io mba hanana hevitra tsy misy fandrarana hoe "ankatoavy". DH: "ankatoavy ny fampianaran-dreninao" # Fehezo ao am-ponao mandrakariva ireo; fatory eo am-bozonanao Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany. Mamaritra ny didy sy ny fampianarana toy ny hoe voasoratra ireo mba hahafahanao mametraka izany eo amin'ny vatanao hampatsiahy ny tenanao. # fatory eo am-bozonanao ireo "tiavo ireo" na "saintsaino ireo"