# ho feno ny trano fitehirizam-bokatrao Io dia azo atao hoe DH: "ho feno ny fitoeram-bokatrao" # fitehirizam-bokatrao trano na efitra izay itehirizana ny sakafo # ho vaky hitobatobaka ny fitoeram-boalobokao ny fitoerana ao amin'ny fitehirizanao dia ho diso feno tahaka ny efa ho vaky.