# ihany koa dia natao hanome fahendrena ho an'ny kely saina Azo amboarina io teny io mba ho azo ambara amin'ny endrika mpamari-toetra "hendry" ny teny hoe "fahendrena." DH: "ihany koa dia natao hampianatra ireo izay kely saina mba ho hendry" # kely saina "tsy manan-traikefa, tsy matotra" # hanome fahalalana sy fahamalinana ho an'ny tanora Azo lazaina amin'ny endrika matoanteny ny teny hoe "fahalalana" sy "fahamalinana." DH: "ary hampianatra ny tanora izay mila fantariny sy ny fomba fanavahana ny zavatra mety tokony hatao" # fahamalinana fahafantarana izay tokony hatao amin'ny toe-javatra iray manokana # Aoka ny olon-kendry hihaino ka hampitombo ny fahalalany "Aoka ireo izay hendry hihaino ary hianatra bebe kokoa aza" # aoka ny olona mahay manavaka hahazo tari-dalana "aoka ny olona izay manana fahazavan-tsaina hianatra ny fomba fandraisana fanapahan-kevitra tsara amin'ireto ohabolana ireto" # ankamantany fiteny izay aorian'ny fisaintsainana izany ihany vao takatry ny olona iray