# Nefa tsy te anao na inona na inona raha tsy misy ny fanekenao aho DH: "Fa tiako ny nitazona azy miaraka tamiko raha nankatoavinao." # Tsy tiako ho an-katerena ny asa soa ataonao fa an-tsitrapo "Mba hanao izay marina ianao, fa tsy noho ny fanereko." # Fa an-tsitrapo "Fa noho ianao nisafidy malalaka hanao ny tsara." # Angamba noho izany no nisarahany taminao "Angamba izany no antony nanesoran'Andriamanitra an'i Onesimosy teo aminao." # Nandritra ny fotoana fohy "Nandritra izany fotoana izany." # Tsara mihoatra noho ny andevo "Sarobidy kokoa noho ny andevo." # Rahalahy malala "Rahalahy malala" na "rahalahy sarobidy ao amin'i Kristy." # Mihoatra lavitra ho anao "Midika bebe kokoa aminao izy." # Na ao amin'ny nofo "Amin'izy roa tahaka ny maha-olombelona." Paoly dia nanondro an'i Onesimosy ho mpanompo mahatoky. # Na ao amin'ny Tompo "Ary tahaka ny maha rahalahy ao amin'ny Tompo" na "ary noho izy an'ny Tompo."