# hiampita Afaka ataonao mazava fa hiampita an'i Jordana izy ireo. DH: "hiampita ny Reniranon'i Jordana" # ny lehilahy rehetra izay mitam-piadiana ho amin'ny ady "niomana mba hiady ny lehilahy rehetra"