# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny vahoaka i Yaveh. # tsy maintsy manolotra fanatitra atao amin'ny afo ianao, dia fanatitra dorana DH: "tsy maintsy mandoro fanatitra eo amin'ny alitara ianao" # telo ampahafolon'ny efaha Ny "telo ampahafolo" dia midika hoe ampahany telo amin'ny zara folo mitovy. Afaka soratana amin'ny famarana amin'izao fotoana izao izany. DH: "enina litatra" na "telo ampahafolon'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny enina litatra)" # mifangaro diloilo DH: "izay nafangaronao tamin'ny diloilo" # roa ampahafolony Ny teny hoe "efaha" dia tsy ao ary afaka ampiana. Ny "roa ampahafolo" dia midika hoe ampahany roa amin'ny zara folo mitovy. Afaka soratana amin'ny mari-pamarana amin'izao fotoana izao izany. DH: "efatra litatra sy tapany amin'ny koba tsara toto" na "roa ampahafolon'ny efaha amin'ny koba tsara toto (izay eo ho eo amin'ny 4.5 litatra)" # ampahafolon'ny efaha ianao Ny "ampahafolo" dia midika hoe ampahany iray amin'ny zara folo mitovy. Afaka soratana amin'ny famarana amin'izao fotoana izao izany. DH: "2 litatra" na "ampahafolon'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny 2 litatra)" # mba hanaovana fanavotana Ny teny hoe "fanavotana" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "mba hanavotana"