# Rehefa mandray ny ampahafolo izay avy amin'ny zanak'Israely izay efa nomeko anao avy amin'izy ireo Hanolotra ny ampahafolon'ny vokatr'izy ireo sy ny biby ny vahoakan'Israely, ary hanome izany ho an'ireo Levita i Yaveh. # ho lovanao Izay ho azon'i Arona sy ireo taranany dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe handova izany izy ireo. DH: "ho zaranao amin'izay omeko ny Israely rehetra" # Ny fandraisanao anjara dia aoka ho raisinao DH: "Ny fandraisanao anjara dia tsy maintsy heverinao"