# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka amin'i Arona Andriamanitra. # Aoka tsy hanan-dova eo amin'ireo zanak'Israely izy ireo Ny tany izay hananan'ny olona hafa dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe ho lovan'izy ireo izany. Tsy hahazo na iray amin'ny tanin'ny aza ireo Levita. DH: "Tsy hahazo na iray amin'ny tany izay hananan'ireo Israelita izy ireo" # ho lovan'izy ireo Izay ho azon'i Arona sy ireo taranany dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe handova izany izy ireo. DH: "ho zaran'izy ireo amin'izay omeko ny Israely rehetra"