# ho levona Ny famotehana dia resahina toy ny hoe hohanina izy ireo. DH: "ho ringanina ianao" # ho levona noho ireo fahotany rehetra ianao Ny famotehana noho ny fahotan'izy ireo dia resahina toy ny hoe hamotika azy ireo ny fahotana. DH: "ho ringana ianao noho ny fahotan'izy rehetra" # ho levona noho ireo fahotany rehetra ianao DH: "handringana anao ny fahotan'izy ireo rehetra" na "handringana anao noho ny fahotan'izy ireo rehetra i Yaveh"