# ny olona izay madio Ny olona izay heverin'Andriamanitra fa tsy ekena ara-panahy na voaloto dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana ilay olona. # mitandrina ny Paska Eto ny teny hoe "mitandrina" dia midika hoe manaraka. DH: "manaraka ny Firavoravoan'ny Paska" na "mankalaza ny Firavoravoan'ny Paska" # izany olona izany dia hofongorana Eto ny teny hoe "hofongorana" dia midika hoe tsy nanana intsony ary nalefa. DH: "izany olona izany dia tsy maintsy alefa" na "tsy maintsy alefanao izany olona izany" # raikitra napetraka na nofaritana mialoha # Izany olona izany dia tsy maintsy hilanja ny helony Eto ny olona izay tsy maintsy hizaka ny vokatry ny fahotany dia resahina toy ny hoe zavatra mavesatra izay tsy maintsy lanjainy ny fahotany. DH: "Tsy maintsy hizaka ny sazin'ny fahotany izany lehilahy izany" # monina eo aminareo Eto ny hoe "aminareo" dia manondro ny vahoakan'Israely. # aoka izy hitandrina izany sy hanao ny rehetra nandidiany "tsy maintsy hitandrina io izany vahiny izany ary hanao ny rehetra izay andidian'i Yaveh" # hankatoa ireo fitsipiky ny Paska, ary mankatoa ny lalàna amin'izany Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary nampiarahina mba hanindriana fa tsy maintsy mankatoa ny lalàna rehetra momba ny Paska ny vahiny. # ao amin'ilay tany "ao amin'ny tanin'i Israely"