# maloto Ny olona izay heverin'Andriamanitra fa tsy ekena ara-panahy na voaloto dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana ilay olona. # nohon'ny fatin'olona Io dia manondro olona izay nikasika faty. DH: "satria nikasika faty ianao" # mitandrina ny Paska Eto ny teny hoe "mitandrina" dia midika hoe manaraka. DH: "manaraka ny Firavoravoan'ny Paska" na "mankalaza ny Firavoravoan'ny Paska"