# na inona na inona tamin'ireo zavatra ireo Io dia manondro ireo sarety sy ireo omby. # Kehata Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 io anaran-dehilahy io. # azy ireo dia asa "ny asan'izy ireo dia ho" # ny zavatra izay an'i Yaveh Afaka manazava ny hevitra mazavan'izay an'i Yaveh ianao. DH: "ireo zavatra izay natokan'i Yaveh ho an'ny tabernakely"