# hitokanany...nitokana...fitokanany Eto ny hoe "fanokanana" dia midika hoe "fanolorana". DH: "nanolotra...nanolotra...fanolorany" # tsy handoto Ny olona izay tsy ankasitrahan'ny tanjon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe olona maloto ara-batana. # hitokanany DH: "nitokan-tena izy" # ny fitokanany Ny anarana hoe "fitokanany" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "izay efa nitokanany" # voatokana ho an'i Yaveh. DH: "nanokan-tena ho an'i Yaveh izy" na "natokana ho an'i Yaveh"