# ho an'i "ho". Io dia midika hoe manao zavatra ho an'olon-kafa, ho solon'izy ireo. # hanampy ireo fokon'Israely Eto ny hoe" fokon'Israely" dia manondro ny vahoakan'Israely. DH: "hanampy ireo vahoakan'Israely" # ary hanampy ireo fokon'Israely hanatanteraka ny asa amin'ny tabernakely Ny teny hoe "hanatanteraka" dia midika hoe "manompo". DH: "tsy maintsy manampy ireo fokon'Israely amin'ny fanompoana ao amin'ny tabernakely izy ireo" # asa amin'ny tabernakely "miasa ho an'ny tabernakely"