# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy milaza amin'i Mosesy izay hitobian'ny foko tsirairay avy sy ny tafik'izany manodidina ny trano-lay fihaonana Yaveh. # Miisa 157.600 ireo rehetra nitoby niaraka tamin'i Dana Anatin'io isa io ny lehilahy rehetra ao amin'ny foko izay nitoby teo amin'ny antokon'i Dana. DH: "Ny isan'ny lehilahy nitoby tao amin'ny antokon'i Dana dia 157.600"