# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy milaza amin'i Mosesy izay hitobian'ny foko tsirairay avy sy ny tafik'izany manodidina ny trano-lay fihaonana Yaveh. # Netanela zanaka lahin'i Zoara Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:7 io anaran-dehilahy io. # fizarany Io dia fomba fiteny ara-tafika hilazana vondrona miaramila maro be. Ny foko tsirairay ihany no "fizarany."