# tamin'izany fotoana rehetra izany dia tsy tao Jerosalema aho "Nandritra ny fotoana nitrangana ireo, dia lavitra an'i Jerosalema aho" # ny ratsy izay efa nataon'i Eliasiba tamin'ny nanomezany an'i Tobia efitrano fitehirizana lehibe tao an-kianjan'ny tranon'Andriamanitra. Izany dia efitra iray izay nodiovina mba hitehirizana ireo vatsy (13:4)