# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Amin'ity andininy ity i Nehemia dia mitanisa ny anaran'ireo mpisorona izay nanao sonia ilay antotan-taratasy voatombokase. # Ireo Levita dia Izany dia manondro ireo izay nanoratra ny anarany tao amin'ilay antotan-taratasy. D: "Ireo Levita izay nanoratra ny anarany tao amin'ilay antotan-taratasy. # Jesoa ... Henadada Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 3:18. # Azania ... Rehoba ... Benino ireo dia anaran-dehilahy. # Benino o dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 3:22. # Kadmiela ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 7:43 # Sebania Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 9:3 # Hodia, Kelita, Pelaia, Serebia Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 8:6. # Hanana Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 7:46 # Mika Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 10:9. # Hasabia ... Bany Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 3:16. # Zakora Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 3:1. # Ireo mpitarika ny olona dia Io dia manondro ireo izay nanoratra ny anarany tao amin'ny antontan-taratasy voatombokase. DH: "Ireo mpitarika ny olona izay nanoratra ny anarany tao amin'ny antontan-taratasy voatombokase" # Parosy Izany dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 3:25. # Pahata-moaba Izany dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 3:25. # Elama ... Zato Anaran-dehilahy ireo. Adikao toy ny tao amin'ny 7:11.