# Matitia, Sema, Anaia, Oria, Hilkia, ary Mahasela; ary i Pedaia, Misaela, Malkia, Hasoma, Hasbadana, Zakaria, ary Mesolama Ireo rehetra ireo dia anaran-dehilahy. # Nosokafan'i Ezra teo imason'ny olona rehetra ny boky DH: "Hitan'ny olona rehetra i Ezra nanokatra ilay boky" # nitondra ny lalàna "nitondra ny bokin'ny lalàna" # nijoro ambony noho ireo olona izy "Izy dia nijoro tamin'ny toerana avo noho ireo olona" # rehefa nosokafany izany dia nitsangana avokoa ny olona Nitsangana ny olona ho mari-panajana ny tenin'Andriamanitra.