# Fampifandraisanana ny foto-kevitra Nanohy ny fanisana ireo olona avy natao sesitany i Nehemia. # Sotahy ... Sofereta ... Perida ... Jala ... Darkona ... Gidela ... Sefatia ... Hatila ... Pokereta-hazebaima ... Amona Ireo dia anaran-dehilahy. # Sofereta Izany no anaran'ilay lehilahy izay nantsoina hoe Hasofereta tao amin'i Ezra 2:55. # Perida Izany no anaran'ilay lehilahy izay nantsoina hoe Peroda tao 2:55.