# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ireto andininy ireto dia manohy ny anaran'ireo taranaka izay niverina avy natao sesitany. # Bakboka ... Hakafa ... Harora ... Bazlita ... Mehida ... Harsa ... Barkosa ... Sisera ... Tema ... Nezia ... Hatifa Ireo dia anaran-dehilahy. # Bazlita Io no anaran'ilay lehilahy izay nantsoina koa hoe Bazlota tao amin'ny 2:52.