# Malkia ... Harima ... Hasoba ... Pahatamoaba ... Saloma ... Halohesy Ireo dia anaran-dehilahy. # nanamboatra faritra hafa ... nanamboatra, niaraka tamin'ireo zanany vavy Ireo fehezanteny ireo dia manondro ny fanamboarana ilay manda. DH: "nanambotra ny ampahany hafa tamin'ilay manda ... nanamboatra ilay rindrina niaraka tamin'ireo zanany vavy" # Saloma zanaka lahin'i Halohesy, izay mpanapaka Saloma no mpanapaka fa tsy i Halohesy. # mpanapaka "mpitantana" na "mpitarika" # ny antsasaky ny distrika ny "antsasaka" eto dia midika ilay silak'ilay zara mitovy.