# Ary nitsangana niaraka tamin'ireo mpisorona rahalahiny i Eliasiba mpisoronabe "Dia nandroso teny aloha niaraka tamin'ireo rahalahiny, mpisorona i Eliasiba mpisoronabe" # Eliasiba ... Zakora zanaka lahin'i Imry Ireo dia anaran-dehilahy. # Tilikambon'ny Zato Tilikambon'ny Zato 100 # Tilikambon'i Hananela Izany no anaran'ilay tilikambo. Izany dia nalaina avy tamin'ny anaran-dehilahy hoe "Hananela" # olon'i Jeriko Izany dia midika fa ireo lehilahy ireo dia avy any Jeriko. DH: "ireo lehilahy avy any Jeriko"