# hoy aho hoe Nilaza izay nivavahany i Nehemia. DH: "Dia hoy aho tamin'i Yaveh" # izay tia Azy ary mitandrina ireo didiny DH: "ireo izay tianao sy mitandrina ny didinao"